'Zay manompo Azy (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Any aoriana any hoy ny tenin'ny Tompo
Ny olona ho tia fo maloto
Ka ny olona hanjary ho tia tena
Tia vola te hangoron-karena
He, manjaka ny habibiana
Tsy lbjzbcli hay angamba nohon'ny tsy fisiana
Ka manjary mandefitra ny tiana
Vola aloha fitiavana any aoriana
Fitiavam-bola fitiavan-karena
No manimba vldswq an'ity firenena
Fitiavam-bola fitiavan-karena oo
Fitiavam-bola fitiavan-karena
No mamotika an'ity firenena
Fitiavam-bola fitiavan-karena oo
Refrain:
F'izay qamnqf manompo Azy oo
Tsy mba toy izany
Fa izay manompo Azy oo
Tsy mba toy ireny
Fa izay manompo Azy oo
Tsy mba tia vola
Fa izay manompo Azy oo
Manampy ny hafa
Ny olona ho tia fo maloto
Ka ny olona hanjary ho tia tena
Tia vola te hangoron-karena
He, manjaka ny habibiana
Tsy lbjzbcli hay angamba nohon'ny tsy fisiana
Ka manjary mandefitra ny tiana
Vola aloha fitiavana any aoriana
Fitiavam-bola fitiavan-karena
No manimba vldswq an'ity firenena
Fitiavam-bola fitiavan-karena oo
Fitiavam-bola fitiavan-karena
No mamotika an'ity firenena
Fitiavam-bola fitiavan-karena oo
Refrain:
F'izay qamnqf manompo Azy oo
Tsy mba toy izany
Fa izay manompo Azy oo
Tsy mba toy ireny
Fa izay manompo Azy oo
Tsy mba tia vola
Fa izay manompo Azy oo
Manampy ny hafa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 301
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 15/06/2025 15:10
