Ny fitantananao (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana eto an-tany
Dia feno haratsiana sy feno fijaliana
Izay aleha tsy misy fitoniana
Tsy misy fifaliana mampalahelo sy mandratra
Jesosy ilay mpamonjy tena tia
Miantso anao izao hoe avia aty
Fa Izaho no tononkira.serasera.org hiahy anareo
Aza matahotra fa tena tiany ianao
Ka na ady sarotra mamay
Fisedrana mafy lalovanay
Ianao Jesosy tokinay, feno hery izahay
Feno fifaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao anay
Raiso re ny saotra atolotray
Ho Anao ry ilay mpamonjinay
Mahatoky Anao, ny fitondranao tsy tratrin'ny saina
Fiainana vaovao, miaraka aminao Jesosy
Sambatra izahay
Ka na ady sarotra mamay
Fisedrana mafy lalovanay
Ianao Jesosy tokinay, feno hery wexnr izahay
Feno fifaliana ny fonay
Noho ny yher fitiavanao anay
Raiso re ny saotra atolotray
Ho qxwwgf Anao ry ilay mpamonjy
Ianao Jesosy tokinay, feno hery izahay
Saotra dera laza ho Anao
Dia feno haratsiana sy feno fijaliana
Izay aleha tsy misy fitoniana
Tsy misy fifaliana mampalahelo sy mandratra
Jesosy ilay mpamonjy tena tia
Miantso anao izao hoe avia aty
Fa Izaho no tononkira.serasera.org hiahy anareo
Aza matahotra fa tena tiany ianao
Ka na ady sarotra mamay
Fisedrana mafy lalovanay
Ianao Jesosy tokinay, feno hery izahay
Feno fifaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao anay
Raiso re ny saotra atolotray
Ho Anao ry ilay mpamonjinay
Mahatoky Anao, ny fitondranao tsy tratrin'ny saina
Fiainana vaovao, miaraka aminao Jesosy
Sambatra izahay
Ka na ady sarotra mamay
Fisedrana mafy lalovanay
Ianao Jesosy tokinay, feno hery wexnr izahay
Feno fifaliana ny fonay
Noho ny yher fitiavanao anay
Raiso re ny saotra atolotray
Ho qxwwgf Anao ry ilay mpamonjy
Ianao Jesosy tokinay, feno hery izahay
Saotra dera laza ho Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 576
Likes : 0 Like
Created by : Alisoanarianja
Date : 17/05/2025 12:30
