Ny fitantananao (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana eto an-tany
Dia feno haratsiana sy feno fijaliana
Izay aleha tsy misy fitoniana
Tsy misy fifaliana mampalahelo sy mandratra
Jesosy ilay mpamonjy makrx tena jhtj tia
Miantso anao izao hoe avia aty
Fa Izaho no hiahy anareo
Aza matahotra fa tena tiany ianao
Ka na ady sarotra mamay
Fisedrana mafy lalovanay
Ianao Jesosy tokinay, feno hery izahay
Feno fifaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao anay
Raiso re ny saotra atolotray
Ho Anao ry ilay mpamonjinay
Mahatoky Anao, ny fitondranao tsy cptnnwxv tratrin'ny saina
Fiainana vaovao, miaraka aminao Jesosy
Sambatra izahay
Ka na ady sarotra mamay
Fisedrana mafy lalovanay
Ianao Jesosy tokinay, feno hery izahay
Feno tononkira.serasera.org fifaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao anay
Raiso re ny saotra atolotray
Ho Anao ry ilay mpamonjy
Ianao Jesosy tokinay, feno hery izahay
Saotra dera laza ho Anao
Dia feno haratsiana sy feno fijaliana
Izay aleha tsy misy fitoniana
Tsy misy fifaliana mampalahelo sy mandratra
Jesosy ilay mpamonjy makrx tena jhtj tia
Miantso anao izao hoe avia aty
Fa Izaho no hiahy anareo
Aza matahotra fa tena tiany ianao
Ka na ady sarotra mamay
Fisedrana mafy lalovanay
Ianao Jesosy tokinay, feno hery izahay
Feno fifaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao anay
Raiso re ny saotra atolotray
Ho Anao ry ilay mpamonjinay
Mahatoky Anao, ny fitondranao tsy cptnnwxv tratrin'ny saina
Fiainana vaovao, miaraka aminao Jesosy
Sambatra izahay
Ka na ady sarotra mamay
Fisedrana mafy lalovanay
Ianao Jesosy tokinay, feno hery izahay
Feno tononkira.serasera.org fifaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao anay
Raiso re ny saotra atolotray
Ho Anao ry ilay mpamonjy
Ianao Jesosy tokinay, feno hery izahay
Saotra dera laza ho Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 553
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Alisoanarianja
Date : 17/05/2025 12:30
