HE TONGA NY MPAMONJY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia, mihobia
Fa efa tonga ilay Mesia
Zanakin'ny tononkira.serasera.org avo indrindra
Zanak'Andriamanitra
Tonga izy mba fich hamonjy
Ireo izay very sy nania
Famonjena tsy vidiana ho antsika olony
Refrain:
Efa lera izao
Lehilahy: Jesoa Kristy miantso anao
Aza manamafy fo fa tiany ianao
Manombok'izao
Lehilahy: Tano ny finoanao
Fa nomena ny Fanahy mahery ianao
Androm-pifaliana, oo! Izao noely izao
Ka hirao sy lazao ny famonjena azonao
Hira fihobiana, oo! No manako izao
Ka asandrato mafy ho ren'izao rehetra izao
Oo! Oo!....
Aza manamafy fo fa tiany iany
Oo! Oo!...
Fa nomena ny Fanahy mahery ianao
Oo! Oo!...
Ilay Mesia kppnnh mpamonjy no teraka ao amponao
Oo! kyju Oo!..
Tano mafy ilay finoana ao aminao ×3
Fa efa tonga ilay Mesia
Zanakin'ny tononkira.serasera.org avo indrindra
Zanak'Andriamanitra
Tonga izy mba fich hamonjy
Ireo izay very sy nania
Famonjena tsy vidiana ho antsika olony
Refrain:
Efa lera izao
Lehilahy: Jesoa Kristy miantso anao
Aza manamafy fo fa tiany ianao
Manombok'izao
Lehilahy: Tano ny finoanao
Fa nomena ny Fanahy mahery ianao
Androm-pifaliana, oo! Izao noely izao
Ka hirao sy lazao ny famonjena azonao
Hira fihobiana, oo! No manako izao
Ka asandrato mafy ho ren'izao rehetra izao
Oo! Oo!....
Aza manamafy fo fa tiany iany
Oo! Oo!...
Fa nomena ny Fanahy mahery ianao
Oo! Oo!...
Ilay Mesia kppnnh mpamonjy no teraka ao amponao
Oo! kyju Oo!..
Tano mafy ilay finoana ao aminao ×3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 851
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 09/03/2024 07:01
