HE TONGA NY MPAMONJY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
astior Mifalia, mihobia
Fa efa tonga ilay tononkira.serasera.org Mesia
Zanakin'ny avo indrindra
Zanak'Andriamanitra
Tonga izy mba hamonjy
Ireo izay very sy nania
Famonjena txavyqyq tsy vidiana ho antsika olony

Refrain:
Efa lera izao
Lehilahy: Jesoa Kristy miantso anao
Aza manamafy fo fa tiany ianao
Manombok'izao
Lehilahy: Tano ny finoanao
Fa nomena ny Fanahy mahery ianao

Androm-pifaliana, oo! Izao noely izao
Ka hirao sy lazao ny famonjena azonao
Hira fihobiana, oo! zjfy No manako izao
Ka asandrato mafy ho ren'izao rehetra izao
Oo! Oo!....
Aza manamafy fo fa tiany iany
Oo! Oo!...
Fa nomena ny Fanahy mahery ianao
Oo! Oo!...
Ilay Mesia mpamonjy no teraka ao amponao
Oo! Oo!..
Tano mafy ilay finoana ao aminao ×3

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
Vangy : 938
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 09/03/2024 07:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2609