Ho aiza moa ianao (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho aiza moa hianao mba lazao mba lazao
ambarao ho aiza re ny dianao?
Moa ve tsapanao, hoe zovy moa hianao
ary fantatrao ny hiafarana?
Mba henoy re! ‘lay feo miantso
Feon’Ilay Ray manakoako
Mitaonanao hoe miverena modia ka irwqn manenena
ialao ny fomba ratsy izay nani mba hatrizay
Ovay ny fo sy ny fanahy mba ho vaovao indray
ka hanaiky handray lay Zanaky ny Ray
Sambatra tokoa ry Tompo be fitia
Raha toa ny tànanao no hitantana
Matoky Anao ka tsy mba hanahy tsy hanatahotra tononkira.serasera.org aho
Fa Hianao Jesosy irery ihany no hitarika ahy
Ny Herinao zay tsy mety lefy no itafianay
ka ho mànda hiaro izay alehanay
2. Ô tpunpszd ry mpivahiny, mba lazao mba lazao qfjdydzj
Fantatrao ve ny any am-parany any?
Koa nahoana ianao no makafy hatrany
ireo rendrarendran’ny tany?
Mba henoy ....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KT AMBATOVINAKYHits : 3164
Likes : 0 Like
Created by : aronavalona
Date : 20/01/2017 09:06