Ho aiza moa ianao (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho aiza moa hianao mba tononkira.serasera.org lazao mba lazao        fkyeoq        
ambarao ho aiza re ny dianao?
Moa ve  tsapanao, hoe zovy moa hianao
ary fantatrao ny hiafarana?
Mba henoy re! ‘lay feo miantso
Feon’Ilay Ray manakoako
Mitaonanao hoe miverena  modia ka manenena
ialao ny fomba ratsy izay nani mba hatrizay
Ovay ny fo wkckmwd sy ny fanahy mba ho vaovao indray
ka hanaiky handray lay Zanaky ny Ray
Sambatra tokoa ry Tompo be fitia
Raha pewte toa ny  tànanao no hitantana
Matoky Anao ka tsy mba hanahy tsy hanatahotra aho
Fa Hianao Jesosy irery ihany no hitarika ahy
Ny Herinao zay tsy mety lefy no itafianay
ka ho mànda hiaro izay alehanay

2. Ô ry  mpivahiny, mba lazao mba lazao            
Fantatrao ve ny any am-parany any?
Koa nahoana ianao no makafy hatrany
ireo rendrarendran’ny tany?
Mba henoy ....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KT AMBATOVINAKY
Visites : 3247
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aronavalona
Date : 20/01/2017 09:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5286