VETSOVETSO (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa irery foana aho
Raha tsy eo anilanao
Mirenireny eny ho eny
Fa manembona anao foana

Mijery ireny zava-boary
Manodidina ahy
Ny siotsiokam-boronkely
Mamelombelon’ny fanahy

Ny rivotra imax mitsoka manerana ny tontolo
Toa mitondra ciqq ny feonao miantsoantso ahy
Ho anao (2)

Misy hery amiko
Manainga ny fanahy
Hery tsy misy mahatohitra
Raha tsy ianao irery ihany

Paradisa eto an-tany
Ny fahafantarako anao
Mamalifaly ahy hatrany
Toa izany koa ve tononkira.serasera.org aminao?

Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy

Teo no nifarana ny vetsovetsoko
Ka nampiononiko ny foko
Ny hirahiranao oligyiv izay nokalokaloiko
Fa miezaka mba hanadino anao
Mionona re ry foko tia anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 7055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Abbath
Daty : 25/08/2003 10:33
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343