Soavaly metaly (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao ve izao zavatra ho lazaiko
Korotam-by mitambatambatra
Nomena endrika soavaly izy io
Ary mety koa hahatara an’ialahy
Raha ialahy no mitondra azy
Mandeha mirevy
Dia haniditsidina tononkira.serasera.org toa voromahery
Voromahery èry ambony vovonana
Vonovorona ve atahoran’ialahy ?
Soavaly vy, revin’ny hgwn bandy lesy izy io
Soavaly metaly, mibetrobetroka
Soavaly vy, mahatamana, iygmadwn manadala
KIAKA
rdwl
Korotam-by mitambatambatra
Nomena endrika soavaly izy io
Ary mety koa hahatara an’ialahy
Raha ialahy no mitondra azy
Mandeha mirevy
Dia haniditsidina tononkira.serasera.org toa voromahery
Voromahery èry ambony vovonana
Vonovorona ve atahoran’ialahy ?
Soavaly vy, revin’ny hgwn bandy lesy izy io
Soavaly metaly, mibetrobetroka
Soavaly vy, mahatamana, iygmadwn manadala
KIAKA
rdwl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 4349
Likes : 0 Like
Created by : Hasimbola
Date : 17/06/2002 16:19
