Mipelipelika (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihodinkodina ny fiainana an-tany
Fantatsika ny mahatonga an'izany
Raolombelona voafidy hiasa
Mba hikaroka ny hoaviny

Ny hatanorana anie ka lava indrindra
Misy ny ratsy sy ny tsara indrindra
Toa feno xtfi izof hery feno fakam-panahy
Io no hitako fa mampijaly ahy

Io no hiainantsika, io no hiainantsika afqb hianiantsika tamin'izany
Tanora hatrany hatrany, tanora hatrany hatrany manan-kery manam-po
Fa handresy

Pelipelika etsy manodidina ery
Toa tononkira.serasera.org hafaliana foana ny ahy ny fiainako ety
Tanora lalandava sady mahery fo
Velon-kira, mifaly
Tontolo ihany, tontolo ihany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kiaka
Visites : 610
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lantoaxl
Date : 19/04/2024 13:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2793