You are here: home > Tononkira > Kiaka

Fiainako (Kiaka)

https://tononkira.serasera.org/hira/kiaka/fiainako

Fiainako taloha , ankizy aho tamin'izay
Tsaroako avokoa nifamaly ny tomany
Satria zatovo aho izao
Tsy toy ny taloha
Mandinika izay atao
Izay no mamaky ny loha

Tsy nisy nanahirana ahy
Taloha ny fiainako
Mifamaly ny hafTsiky dia ampyaliana
Tamin' ny Ray sy Reniko
Mifameno ao ny fiainanao
Toy izany koa ny fiainako
Mifamaly ao ny ratsy sy ny soa
F'io vitana io no mitondra
Ny hasambarana..........

Efa matotra aho izao
Manahy ny ambarany
Mandinika izay atao
Hitsinjo ny farany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kiaka
Mpamaky : 1520
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 19/10/2014 12:28:52
ID : 6783

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo