MISAOTRA ANAO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA ANAO
Midera Anao, gadgcd Misaotra Aanao ‘zahay ry Tompo
Mankalaza Anao ‘zahay zandrinao
Fa lehibe ny herinao sy ny fitiavanao
Azo antoka ny mnpfhd hoavinay
Tsy mamela anay ho irery ianao
Manolo-tsaina sy manampy koa
Eo amin’ ny fianarana ataonay
Sambatra izahay manana Anao
Sakaizan’ny zaza
Jesosy anie no ambara eto ry sakaiza
Raiso Izy tononkira.serasera.org anio dia ho tsapanao
Fa cxnu sambatra tokoa izay miakina Aminy
Manamaivana ny entanao
Mamafa koa ny alahelonao
Miaino sy mamaly vavaka
Koa aza misalasala ianao
Sambatra tokoa izay matoky Azy
Sakaizan’ny zaza
A/C : Elise RASOAVOLOLONA
Midera Anao, gadgcd Misaotra Aanao ‘zahay ry Tompo
Mankalaza Anao ‘zahay zandrinao
Fa lehibe ny herinao sy ny fitiavanao
Azo antoka ny mnpfhd hoavinay
Tsy mamela anay ho irery ianao
Manolo-tsaina sy manampy koa
Eo amin’ ny fianarana ataonay
Sambatra izahay manana Anao
Sakaizan’ny zaza
Jesosy anie no ambara eto ry sakaiza
Raiso Izy tononkira.serasera.org anio dia ho tsapanao
Fa cxnu sambatra tokoa izay miakina Aminy
Manamaivana ny entanao
Mamafa koa ny alahelonao
Miaino sy mamaly vavaka
Koa aza misalasala ianao
Sambatra tokoa izay matoky Azy
Sakaizan’ny zaza
A/C : Elise RASOAVOLOLONA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
