Ampidiro aloha ny tenimiafina
MISAOTRA ANAO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA ANAO
Midera Anao, Misaotra Aanao gitizqs ‘zahay ry Tompo
Mankalaza Anao ‘zahay zandrinao
Fa lehibe ny herinao sy ny fitiavanao
Azo antoka ny hoavinay
Tsy mamela anay ho irery ianao
Manolo-tsaina sy manampy koa
Eo amin’ qvhfdvrn ny fianarana ataonay
Sambatra izahay manana Anao
Sakaizan’ny zaza
Jesosy anie no ambara eto tononkira.serasera.org ry sakaiza
Raiso Izy anio dia fjgzk ho tsapanao
Fa sambatra tokoa izay miakina Aminy
Manamaivana ny entanao
Mamafa koa ny alahelonao
Miaino sy mamaly vavaka
Koa aza misalasala ianao
Sambatra tokoa izay matoky Azy
Sakaizan’ny zaza
A/C : Elise RASOAVOLOLONA
Midera Anao, Misaotra Aanao gitizqs ‘zahay ry Tompo
Mankalaza Anao ‘zahay zandrinao
Fa lehibe ny herinao sy ny fitiavanao
Azo antoka ny hoavinay
Tsy mamela anay ho irery ianao
Manolo-tsaina sy manampy koa
Eo amin’ qvhfdvrn ny fianarana ataonay
Sambatra izahay manana Anao
Sakaizan’ny zaza
Jesosy anie no ambara eto tononkira.serasera.org ry sakaiza
Raiso Izy anio dia fjgzk ho tsapanao
Fa sambatra tokoa izay miakina Aminy
Manamaivana ny entanao
Mamafa koa ny alahelonao
Miaino sy mamaly vavaka
Koa aza misalasala ianao
Sambatra tokoa izay matoky Azy
Sakaizan’ny zaza
A/C : Elise RASOAVOLOLONA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaHits : 662
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
