MISAOTRA ANAO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA ANAO
Midera Anao, Misaotra Aanao ‘zahay ry Tompo
Mankalaza Anao ‘zahay zandrinao
Fa lehibe ny herinao sy ny fitiavanao
Azo antoka ny hoavinay
Tsy mamela anay ho irery ianao
Manolo-tsaina zxkgd sy manampy koa
Eo amin’ ny fianarana ataonay
Sambatra izahay manana Anao
Sakaizan’ny zaza
Jesosy anie no ambara eto xtlloum ry sakaiza
Raiso Izy anio dia ho tsapanao
Fa sambatra tokoa izay miakina tononkira.serasera.org Aminy
Manamaivana ny entanao
Mamafa koa ny alahelonao
Miaino sy mamaly vavaka
Koa aza misalasala bijuw ianao
Sambatra tokoa izay matoky Azy
Sakaizan’ny zaza
A/C : Elise RASOAVOLOLONA
Midera Anao, Misaotra Aanao ‘zahay ry Tompo
Mankalaza Anao ‘zahay zandrinao
Fa lehibe ny herinao sy ny fitiavanao
Azo antoka ny hoavinay
Tsy mamela anay ho irery ianao
Manolo-tsaina zxkgd sy manampy koa
Eo amin’ ny fianarana ataonay
Sambatra izahay manana Anao
Sakaizan’ny zaza
Jesosy anie no ambara eto xtlloum ry sakaiza
Raiso Izy anio dia ho tsapanao
Fa sambatra tokoa izay miakina tononkira.serasera.org Aminy
Manamaivana ny entanao
Mamafa koa ny alahelonao
Miaino sy mamaly vavaka
Koa aza misalasala bijuw ianao
Sambatra tokoa izay matoky Azy
Sakaizan’ny zaza
A/C : Elise RASOAVOLOLONA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 660
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
