Miomàna,Miambena (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomàna, miambena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
Ianao io ! Ianao io !
Ianao io anie ka tian’i Jesosy
Ianao io ! tononkira.serasera.org Ianao io !
Ianao io anie ka ka tiany ho vonjena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
Izaho sy ianao, izaho sy anao
Izaho sy ianao anie zprx ka tian’Andriamanitra
Isika izao, isika izao anie ka tiany ho vonjena
Miomana fa aza mangatak’andro
Miambena (injao) ny Tompo miantso anao
(Ny hafany andeha tanteraho, hananao ilay fiainam-baovao)
Koa andeha tanteraho, ahazoanao fiainam-baovao
(Tafio dvkjlc avokoa ny fiadin’Andriamanitra
Mba dvisxzi ahazoanareo hifahatra amin’ny fanangolen’ny devoly)
Miomana ianao, ooo, miomana ianao
Ka miambena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
A/C : Falison
©Kanton’ny Fanantenana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 756
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13