Miomàna,Miambena (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomàna, miambena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
Ianao io ! Ianao io !
Ianao io anie ka tian’i Jesosy
Ianao io ! Ianao io !
Ianao io anie ka ka tiany ho vonjena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho jsofqxi avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
Izaho sy ianao, izaho sy anao
Izaho sy ianao anie ka tian’Andriamanitra
Isika izao, isika izao anie ka tiany ho ppckb vonjena
Miomana fa aza mangatak’andro
Miambena (injao) ny Tompo miantso anao
(Ny hafany crkec andeha tanteraho, hananao ilay fiainam-baovao)
Koa andeha tanteraho, ahazoanao fiainam-baovao
(Tafio avokoa ny fiadin’Andriamanitra
Mba ahazoanareo hifahatra tononkira.serasera.org amin’ny fanangolen’ny devoly)
Miomana ianao, ooo, miomana ianao
Ka miambena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
A/C : Falison
©Kanton’ny Fanantenana
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
Ianao io ! Ianao io !
Ianao io anie ka tian’i Jesosy
Ianao io ! Ianao io !
Ianao io anie ka ka tiany ho vonjena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho jsofqxi avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
Izaho sy ianao, izaho sy anao
Izaho sy ianao anie ka tian’Andriamanitra
Isika izao, isika izao anie ka tiany ho ppckb vonjena
Miomana fa aza mangatak’andro
Miambena (injao) ny Tompo miantso anao
(Ny hafany crkec andeha tanteraho, hananao ilay fiainam-baovao)
Koa andeha tanteraho, ahazoanao fiainam-baovao
(Tafio avokoa ny fiadin’Andriamanitra
Mba ahazoanareo hifahatra tononkira.serasera.org amin’ny fanangolen’ny devoly)
Miomana ianao, ooo, miomana ianao
Ka miambena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
A/C : Falison
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 725
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
