Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miomàna,Miambena (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomàna, miambena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
Ianao io ! rjmgi Ianao io !
Ianao io anie ka tian’i Jesosy
Ianao io ! Ianao io !
Ianao io anie ka ka tiany ho vonjena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
Izaho sy ianao, izaho sy anao
Izaho sy ianao anie ka tian’Andriamanitra
Isika izao, isika izao anie ka tiany ho vonjena
Miomana povxqm fa aza mangatak’andro
Miambena (injao) ny Tompo miantso anao
(Ny tononkira.serasera.org hafany andeha tanteraho, hananao ilay fiainam-baovao)
Koa andeha tanteraho, ahazoanao fiainam-baovao
(Tafio avokoa ny fiadin’Andriamanitra
Mba ahazoanareo hifahatra amin’ny fanangolen’ny qcmdvnnk devoly)
Miomana ianao, ooo, miomana ianao
Ka miambena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
A/C : Falison
©Kanton’ny Fanantenana
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
Ianao io ! rjmgi Ianao io !
Ianao io anie ka tian’i Jesosy
Ianao io ! Ianao io !
Ianao io anie ka ka tiany ho vonjena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
Izaho sy ianao, izaho sy anao
Izaho sy ianao anie ka tian’Andriamanitra
Isika izao, isika izao anie ka tiany ho vonjena
Miomana povxqm fa aza mangatak’andro
Miambena (injao) ny Tompo miantso anao
(Ny tononkira.serasera.org hafany andeha tanteraho, hananao ilay fiainam-baovao)
Koa andeha tanteraho, ahazoanao fiainam-baovao
(Tafio avokoa ny fiadin’Andriamanitra
Mba ahazoanareo hifahatra amin’ny fanangolen’ny qcmdvnnk devoly)
Miomana ianao, ooo, miomana ianao
Ka miambena
Miomàna lahy e !
Fa tsy ho ela dia ho avy i Jesosy
Miambena roy e !
Fa manakaiky ny fiavian’ny Tompo
A/C : Falison
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaHits : 759
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
