JESOSY Ô! ATOLOTRO ANAO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY O ! ATOLOTRO ANAO
Tompo ! tsy takatry ny saiko rcamxef heverina
Ny herinao sy ny fitiavanao ahy
Aroko amin’izay hatao,
Heriko manohana isanandro
Tokiko, Mpamonjy sady Zokiko
Jesosy o ! Atolotro Anao
tononkira.serasera.org Inty ny foko mba raiso ary koa mba hanjakao
Diovy re ! mba ho tempolinao
Hitoeran’ny Fanahinao
Ka fikiro tsy mba hiala
Aminao vxgrese Jesosy Malala o !
A/C : Njoany
psiz ©
Tompo ! tsy takatry ny saiko rcamxef heverina
Ny herinao sy ny fitiavanao ahy
Aroko amin’izay hatao,
Heriko manohana isanandro
Tokiko, Mpamonjy sady Zokiko
Jesosy o ! Atolotro Anao
tononkira.serasera.org Inty ny foko mba raiso ary koa mba hanjakao
Diovy re ! mba ho tempolinao
Hitoeran’ny Fanahinao
Ka fikiro tsy mba hiala
Aminao vxgrese Jesosy Malala o !
A/C : Njoany
psiz ©
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 562
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
