HIHIRA HO ANAO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIHIRA HO ANAO
N’aiza kpbzsni hisy ahy mbdihaoj ry Tompo o !
Izaho hihira ho Anao !
N’inona hiseho eo amin’ny fiainako
Dia samy hiderako Anao
Na ny fahoriana, na ny fifaliana
Dia samy hankalazako ny Anarana Masinao
F’ianao no mahalala izay hieverana ahy
Hitondra fiadanana tsy loza sanatria
Sambatra aho Jesoa manana Anao
Mpamonjy azo antoka
K’indro ity fiainako manombok’izao
Apetrako an-tananao (x3)
A/C : Finaritra Ny jtaeqp Aina
©Kanton’ny tononkira.serasera.org Fanantenana
N’aiza kpbzsni hisy ahy mbdihaoj ry Tompo o !
Izaho hihira ho Anao !
N’inona hiseho eo amin’ny fiainako
Dia samy hiderako Anao
Na ny fahoriana, na ny fifaliana
Dia samy hankalazako ny Anarana Masinao
F’ianao no mahalala izay hieverana ahy
Hitondra fiadanana tsy loza sanatria
Sambatra aho Jesoa manana Anao
Mpamonjy azo antoka
K’indro ity fiainako manombok’izao
Apetrako an-tananao (x3)
A/C : Finaritra Ny jtaeqp Aina
©Kanton’ny tononkira.serasera.org Fanantenana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaHits : 725
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
