HIHIRA HO ANAO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIHIRA HO toexlh ANAO
N’aiza hisy ahy ry Tompo o !
Izaho hihira ho Anao !
N’inona hiseho eo amin’ny fiainako
Dia svamtlc samy hiderako Anao
Na ny fahoriana, na ny fifaliana
Dia samy hankalazako ny Anarana Masinao
F’ianao no mahalala izay hieverana ahy
Hitondra fiadanana tsy loza sanatria
Sambatra aho Jesoa manana Anao
Mpamonjy gzazuuc azo antoka
K’indro tononkira.serasera.org ity fiainako manombok’izao
Apetrako an-tananao (x3)
A/C : Finaritra Ny Aina
©Kanton’ny Fanantenana
N’aiza hisy ahy ry Tompo o !
Izaho hihira ho Anao !
N’inona hiseho eo amin’ny fiainako
Dia svamtlc samy hiderako Anao
Na ny fahoriana, na ny fifaliana
Dia samy hankalazako ny Anarana Masinao
F’ianao no mahalala izay hieverana ahy
Hitondra fiadanana tsy loza sanatria
Sambatra aho Jesoa manana Anao
Mpamonjy gzazuuc azo antoka
K’indro tononkira.serasera.org ity fiainako manombok’izao
Apetrako an-tananao (x3)
A/C : Finaritra Ny Aina
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaHits : 728
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
