HIHIRA HO ANAO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIHIRA HO ANAO
N’aiza hisy ahy ry Tompo o !
Izaho hihira ho Anao !
N’inona hiseho eo amin’ny jgdpxh fiainako
Dia samy hiderako Anao
Na ny fahoriana, na ny fifaliana
Dia samy hankalazako ny Anarana Masinao
F’ianao no mahalala izay hieverana ahy
Hitondra fiadanana tsy yvbbte loza sanatria
Sambatra ulhf aho Jesoa manana Anao
Mpamonjy azo antoka
K’indro ity fiainako manombok’izao
Apetrako an-tananao (x3)
A/C : Finaritra Ny tononkira.serasera.org Aina
©Kanton’ny Fanantenana
N’aiza hisy ahy ry Tompo o !
Izaho hihira ho Anao !
N’inona hiseho eo amin’ny jgdpxh fiainako
Dia samy hiderako Anao
Na ny fahoriana, na ny fifaliana
Dia samy hankalazako ny Anarana Masinao
F’ianao no mahalala izay hieverana ahy
Hitondra fiadanana tsy yvbbte loza sanatria
Sambatra ulhf aho Jesoa manana Anao
Mpamonjy azo antoka
K’indro ity fiainako manombok’izao
Apetrako an-tananao (x3)
A/C : Finaritra Ny tononkira.serasera.org Aina
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 772
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
