FITIAVANA (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIAVANA
Ry Tompoko, Andriamanitro
Fitiavana tsy miova Ianao
N’aiza aleha, n’inona hatao
Tsy irery anie ny miaraka Aminao
Jesosy o ! Mpanavotra anay
Ny momba anay tsy miafina Aminao
Foinao ny ainao nisolo heloka ahy
Ny ranao latsaka Fitia natolotrao
Fitiavana tononkira.serasera.org tsy ho levona
No hanorenanay ny fiainanay
Ho fananana anay qvwoq Jesosy o !
Fanahy o ! mitaria anay
Hanavao asphdm anay, anio rahatrizay
Ny fo, fanahy, tftn Tompo o hanjakao
Ho fonenanao, hanoa ny sitrakao
A/C : Past RANDRIANANTOANDRO Léon Fidèle
©Kanton’ny Fanantenana
Ry Tompoko, Andriamanitro
Fitiavana tsy miova Ianao
N’aiza aleha, n’inona hatao
Tsy irery anie ny miaraka Aminao
Jesosy o ! Mpanavotra anay
Ny momba anay tsy miafina Aminao
Foinao ny ainao nisolo heloka ahy
Ny ranao latsaka Fitia natolotrao
Fitiavana tononkira.serasera.org tsy ho levona
No hanorenanay ny fiainanay
Ho fananana anay qvwoq Jesosy o !
Fanahy o ! mitaria anay
Hanavao asphdm anay, anio rahatrizay
Ny fo, fanahy, tftn Tompo o hanjakao
Ho fonenanao, hanoa ny sitrakao
A/C : Past RANDRIANANTOANDRO Léon Fidèle
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 959
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
