IANAO NO HERIKO (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no heriko
Ianao no tanjako
Andrin'ny fiainako tontolo
Ianao no harenako sy fiharenako
Very aho Tompo o, pjvkszou raha tsisy Anao.
I
Na mandrahon aza, ny androko anio
Toa takona ao ambadika ao , io masoandro io.
Tsy jdjeno ho kivy anefa , ny ao anatiko ao
Hitraka , Tompo o! Fa manana Anao.
II
Na handao ahy tononkira.serasera.org aza , izao rehetra izao
Tsy manan-kianteherana aho afa-tsy Ianao
Tsy hitady olon-kafa adfcsaqd intsony aho Tompo o!
Fa tena ampy ahy tanteraka raha Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAULVangy : 743
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 18:44