Salamo faha 23 (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Jehovah no mpiandry ahy
Tsy hananjazava-mahaory aho
Mampandry ahy amin’ny ahimaintso izy
Mitondra ahy eo amoron-drano fialan-tsasatra
Mamelombelona ny fanahiko
Mitarika ahy amin’ny fahamarinana
Noho ny anarany
Mitarika ahy amin’ny fahamarinana
Eny na dia mandia
Amin’ny aloky ny fahafatesana djnpeg aza tononkira.serasera.org aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Fa ianao, no amiko
Ny tsorakazonao, sy ny tehinao ireo
No ahafan-tahotra ahy
Mamelatra latabatra
Eo anoloako eo
Eo imason’ny fahavaloko ianao (2)
Manosotra diloilo ny lohako ianao
Ny ejdns kapoakako feno dia feno
Eny tokoa, ny fahasoavanao sy ny famindraponao
Hanaraka samn ahy amin’ny andro rehetra iainako
Dia hitoetra ao an-tranon’i Jehovah andro lava aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 4683
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 26/07/2005 07:25