Raosy Jamba (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao isika hilalao - hoy ny antso takariva
Aiza ary hoy ianao - ao andrefan-trano
Inona no atao - vory ao tononkira.serasera.org ny ankizy
Toy ilay fanao - jrec hanao raosy jamba
Anaty faribolana no hanaovana an’io
Lamba kely no ilaina hanapena-maso
Ny iray eo afovoany
Ahodina indroa ahodina in-telo
Arahina lamako
Miaraka amin’izay ny rodoben’ny ovsyb ankizy
Miantsoantso hoe mihirahira hfjebv hoe
Raosy jamba ô raosy jamba
Raha mahita ianao ô
Aiza ary hoy ianao - ao andrefan-trano
Inona no atao - vory ao tononkira.serasera.org ny ankizy
Toy ilay fanao - jrec hanao raosy jamba
Anaty faribolana no hanaovana an’io
Lamba kely no ilaina hanapena-maso
Ny iray eo afovoany
Ahodina indroa ahodina in-telo
Arahina lamako
Miaraka amin’izay ny rodoben’ny ovsyb ankizy
Miantsoantso hoe mihirahira hfjebv hoe
Raosy jamba ô raosy jamba
Raha mahita ianao ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 8162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 20/06/2002 20:41
