You are here: home > Tononkira > Iraimbilanja

Fahiny (Iraimbilanja)

https://tononkira.serasera.org/hira/iraimbilanja/fahiny

Mahatsiaro ny fahiny
Ireo fahazazana tsisy tsiny
Lasana eritreritra aho
Ny ranomasoko mitraho

Ireo tononkira.serasera.orglalao rehetra fanao
Tsy azoko intsony atao
Mitamberina ato an-tsaiko
Toy ny zavatra lalaiko

Tsy miala ato an-tsaiko ny taloha

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Iraimbilanja
Mpamaky : 4152
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Tamin'ny : 09/06/2002 16:51:49
ID : 713

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo