Miaiky aho (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Fantatro fa hainao avokoa
Ny zavatra rehetra Tompo ô!
Ary tsy azo ferana ihany koa
Ny fisainanao
Iza no mahatakona ny fisainanao
Amin'ny tsy fahalalana Tompo ô!
Koa dia nilaza bosnt izay tsy fantatro aho
Ref: Mifona Aminao aho
Henoy fa hiteny aho
Hanontany Anao aho
Ka hampahafantaro
Fa z'inona moa aho Tompo ô! No hifandahatra Aminao
Fa raha mety Ianao, mahay manadio ahy
2)
Fandrenesan'ny sofina ihany
No nandrenesako anao Tompo ô!
Fa ankehitriny ny masoko mihitsy
No mahita Anao
Koa dia miaiky sy mibebaka
Eto amin'ny vovoka peypwrp sy ny lavenona aho Tompo ô!
Miaiky aho Ray fa diso taminao
Ref: Mifona Aminao aho
Henoy fa hiteny aho
Hanontany Anao aho
Ka hampahafantaro
Fa z'inona moa aho Tompo ô! No hifandahatra Aminao
Fa raha mety Ianao, mahay manadio ahy
Fa raha mety Ianao, mahay erjqlqks manadio ahy (x2)
A/C: Fanjanirina Francine tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 198
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 02/03/2026 09:58