Miaiky aho (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Fantatro fa hainao avokoa
Ny zavatra rehetra Tompo ô!
Ary tsy azo ferana ihany koa
Ny fisainanao
Iza no mahatakona ny fisainanao
Amin'ny tsy fahalalana Tompo ô!
Koa dia nilaza izay tsy fantatro aho
Ref: Mifona Aminao aho
Henoy fa hiteny aho
Hanontany Anao aho
Ka hampahafantaro
Fa z'inona moa aho Tompo ô! No hifandahatra Aminao
Fa raha mety Ianao, mahay manadio ahy
2)
Fandrenesan'ny sofina ihany
No nandrenesako anao tononkira.serasera.org Tompo ô!
Fa ankehitriny ny masoko mihitsy
No mahita Anao
Koa dia miaiky sy mibebaka
Eto amin'ny vovoka sy ny lavenona aho Tompo uoxtm ô!
Miaiky aho Ray fa diso taminao
Ref: Mifona Aminao aho
Henoy fa hiteny aho
Hanontany Anao aho
Ka hampahafantaro
Fa z'inona moa aho Tompo ô! No hifandahatra Aminao
Fa raha mmrmrc mety Ianao, mahay manadio ahy
Fa raha mety Ianao, mahay manadio ahy (x2)
A/C: Fanjanirina Francine ljco

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Visites : 209
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FitiaCatt
Date : 02/03/2026 09:58