Fanati-piderana (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Voninahitra aman-dera
(Ho de raina Ianao)
No atolotray anao ry Ray
Saotra, haja, hery koa
No asandratray ry Tsitoha :,:
A) Ka indro ary ireto olonao
(Indro ary ireto, 'zahay olonao)
Avy mba hanamasina Anao
(Avy hanamasina ny Anaranao)
tononkira.serasera.org rxqvzcj 'Lay Mpahary, Tompo, Avo indrindra
Sady Andriamanitray
egcnqeuv B) Ka indro ary ireto olonao
Avy mba hanamasina Anao
Ilay Ray, Zanaka, xcufpbi Fanahy
Masina (Masina) Ianao
Lehibe Jehovah koa mendrika ho deraina
Tsy takatry ny saina fa lehibe
Isika taranaka no aoka hanambara ireo asany
A) Ka indro ary ireto olonao...
B) Ka indro ary ireto olonao...
Ho fanati-piderana Anao
A/C : RAMANGATIANA Manoa Anjavola
(Ho de raina Ianao)
No atolotray anao ry Ray
Saotra, haja, hery koa
No asandratray ry Tsitoha :,:
A) Ka indro ary ireto olonao
(Indro ary ireto, 'zahay olonao)
Avy mba hanamasina Anao
(Avy hanamasina ny Anaranao)
tononkira.serasera.org rxqvzcj 'Lay Mpahary, Tompo, Avo indrindra
Sady Andriamanitray
egcnqeuv B) Ka indro ary ireto olonao
Avy mba hanamasina Anao
Ilay Ray, Zanaka, xcufpbi Fanahy
Masina (Masina) Ianao
Lehibe Jehovah koa mendrika ho deraina
Tsy takatry ny saina fa lehibe
Isika taranaka no aoka hanambara ireo asany
A) Ka indro ary ireto olonao...
B) Ka indro ary ireto olonao...
Ho fanati-piderana Anao
A/C : RAMANGATIANA Manoa Anjavola
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 04/02/2026 09:42
