TENA NAMANA (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TENA NAMANA,

Dia nivadika eny, ny taona sy ny volana,,
Fa ny tena namana tsy manary anao anati'ny ady sarotra,,
Ny havana, tsy azo ariana fa fanaja..
Fa ny tena namana, akaikin'ny Fo, mifampizara ny Manjo,,,

Indray andro any,, raha izaho no tafita,
Dia tsy hanadino, ireny rehetra  nifanampiana.
Indray andro any,, raha ialahy no tafita,,
Dia tsarovy fa,,
Mbola aty lay namana tsy mahafoy,,

Izao no ataovy an-tsaina..
Tsy irery ianao k'aza mitaraina,,
Raha mbola misy ny azo atao,,
Ndeha hifanampiana,, sanatria,, tsy hifanariana
Ny Ray Tampo,, tena mahavita, mahafatra-po
Fa saingy ny namana,, toa mahavantana,, te hanolon-tànana,,,
,, ndray andro any,,,
A/C :JOSE. R
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Hasina
Vangy : 1487
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 29/08/2020 23:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726