You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

TENA MATOTRA (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/tena-matotra-1

TENA MATOTRA..

Fa nandrandraina
Sy nantenaina
Ty adalanao ry nolalaina
Fotoana maro tsy ho tantaraina..
Fa anio aho  vao hisy ho lazaina,,
Isaorako eto izao,, ny fandefaranao,,
Nahay nizaka ny tsy nety,,
Fa rano raraka ireny rehetra ireny,,
Ka ny ho avy rehtononkira.serasera.orgetra,,
Ho anao tsy misy fetra,,

Ka matokia fa manomboka izao,,
Tena matotra eo anilanao,,
Fa olombaovao zao, manoloana anao,,
Ny lasa vonoy sy fafao,
Reo hadalana sy ditra natao,,
Mba miangavy anao re
Avelao..
F ankehitriny izao, efa haiko atao,,
Ny mivavaka ho ahy sy ho anao,,,,

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 275
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hasimbola20
Tamin'ny : 29/08/2020 21:50:17
ID : 13024

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo