You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

MISY NAMANA (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/misy-namana-1

Ny fiarahana teto namako 0!
Tsy ho adino fa tsara sy manja e!
Fa na tsiky tomany,na ngidy io na mamy
Dia tsy mifanary.fa miaraka,miaraka hatrany..
Na ny soa na ny ratsy namako 0!
Tsisy miala fa dia mifanampy e!
Dia indreo mifanjoy tsy mifankafoy
Fa miaraka foana .miaTsiky dia ampyraka mandavantaona...

Fa satry dia satry mba hateza ny fiarahana
Ka dia ny aina ny antsika no fetra e!
Tsisy miala eo isika rehetra e...
Fa na aiza no aleha dia tsarovy fa any ho any e!!!
Misy namana tia ka hoe sanatria izany
Mifanadino....
Ny fiarahana teto namako....
......................

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 810
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ratsokona
Tamin'ny : 31/08/2017 21:07:09
ID : 9914

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo