MISY NAMANA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiarahana teto namako 0!
Tsy ho adino tononkira.serasera.org fa tsara sy manja e!
Fa na tsiky tomany,na ngidy mnln io na mamy
Dia tsy mifanary.fa miaraka,miaraka hatrany..
Na ny soa na ny ratsy namako 0!
Tsisy miala fa dia mifanampy e!
Dia indreo mifanjoy tsy mifankafoy
Fa miaraka foana .miaraka mandavantaona...
Fa satry dia satry mba hateza ny fiarahana
Ka dia ny aina xxwa ny antsika no fetra e!
Tsisy miala eo mjlqznb isika rehetra e...
Fa na aiza no aleha dia tsarovy fa any ho any e!!!
Misy namana tia ka hoe sanatria izany
Mifanadino....
Ny fiarahana teto namako....
......................

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 2248
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ratsokona
Daty : 31/08/2017 21:07