MISY NAMANA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiarahana teto namako 0!
Tsy ho adino fa tsara sy manja e!
Fa na tsiky tomany,na ngidy io na mamy
Dia tsy mifanary.fa miaraka,miaraka hatrany..
Na ny soa zzdxui na ny ratsy namako 0!
Tsisy miala fa dia mifanampy e!
Dia indreo mifanjoy tsy mifankafoy
Fa miaraka foana .miaraka mandavantaona...
Fa elbzckar satry dia satry pspxnbh mba hateza ny fiarahana
Ka dia ny aina ny antsika no fetra e!
Tsisy miala eo isika rehetra e...
Fa na aiza no aleha dia tsarovy fa any ho tononkira.serasera.org any e!!!
Misy namana tia ka hoe sanatria izany
Mifanadino....
Ny fiarahana teto namako....
......................

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 2359
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ratsokona
Date : 31/08/2017 21:07