You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

HIARAKA FOANA.. (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/hiaraka-foana-1

Mbola tsaroko..eto reo lasa..
Isika zalahy..niara.nikasa...
Ndeha ampiaram.peo fa saina iray tsy misy hafa....
(fa vazo no atao)vazovazo no atao..
(Fa talenta iray )ny ao anaty ao
Ndeha ho atao an.kira lay tantara iray fa fiainana izay...
0!0!0!,n'aiza n'aiza no aleha ka hoe hihira dia miaraka foana...
0!0!0!na mandalo ny mafy sy sarotratononkira.serasera.org miaraka foana...
0!0!0!na ho antitra sy koaka any aoriana dia mbola hiaraka foana....

Ity vazo ity..hitety toerana maro..
Htaiza ny fo.mety hanala hamohamo..
Hampitambatra indray ny fo iray tsy mifandray....
(Ka raha sendra mahatsiahy) ..na any lavitra ianao...
+Dia ny hirako iany) kalokaloy hatrany..
Ka na tojo mangidy na migoka ny mamy..
Dia ny hira iany......

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 841
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ratsokona
Tamin'ny : 31/08/2017 21:03:21
ID : 9915

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo