HIARAKA FOANA.. (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsaroko..eto reo lasa..
Isika zalahy..niara.nikasa...
Ndeha ampiaram.peo fa saina iray tsy misy hafa....
(fa vazo xrmp no atao)vazovazo no atao..
(Fa talenta iray )ny ao anaty ao
Ndeha ho atao an.kira lay tantara iray fa fiainana izay...
0!0!0!,n'aiza n'aiza no aleha ka jtirtsa hoe hihira dia miaraka tononkira.serasera.org foana...
0!0!0!na mandalo ny mafy sy sarotra miaraka foana...
0!0!0!na ho antitra sy koaka any aoriana dia mbola hiaraka foana....
Ity vazo ity..hitety toerana maro..
Htaiza ny fo.mety hanala hamohamo..
Hampitambatra indray ny fo iray tsy mifandray....
(Ka raha lnmjf sendra mahatsiahy) ..na any lavitra ianao...
+Dia ny hirako iany) kalokaloy hatrany..
Ka na tojo mangidy na migoka ny mamy..
Dia ny hira iany......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 1974
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ratsokona
Date : 31/08/2017 21:03