HIARAKA FOANA.. (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsaroko..eto reo lasa..
Isika zalahy..niara.nikasa...
Ndeha ampiaram.peo fa saina iray tsy misy hafa....
(fa vazo no atao)vazovazo no atao..
(Fa talenta iray )ny ao anaty ao
Ndeha ho atao an.kira lay tantara iray fa fiainana izay...
0!0!0!,n'aiza n'aiza no aleha ka hoe hihira dia miaraka foana...
0!0!0!na mandalo ny mafy sy sarotra miaraka foana...
0!0!0!na ho antitra sy koaka any vpiog aoriana dia mbola hiaraka foana....
Ity vazo ity..hitety toerana maro..
Htaiza ny fo.mety hanala bbxmgmrq hamohamo..
Hampitambatra indray ny tononkira.serasera.org fo iray tsy mifandray....
(Ka raha uwaa sendra mahatsiahy) ..na any lavitra ianao...
+Dia ny hirako iany) kalokaloy hatrany..
Ka na tojo mangidy na migoka ny mamy..
Dia ny hira iany......

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1903
Likes : 0 Like
Created by : ratsokona
Date : 31/08/2017 21:03