HIADY (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIADY,

Iza no hitarainana,,
Amin 'ity fiainana,
Tsy maintsy miavo-tena..
F izay no fahendrena,,
Tsy mikaroka,,
Fiainana efa sarotra,,
Miaritra ny mangirifiry,,,
Fa tsy txgkj maintsy mikiry,,

Hiezaka aho mb hiady mafy,,
Ahazoako tsy hiafiafy,,
Ny hatsemboako sy ny herim-poko,,
No entiko hamelomako
Ny fiainako ety an-tany anie,,
Sy tononkira.serasera.org hamelomako ny ankohonako,,
Hiady aho, hiady  amin'ny Angady e,, fa tsy maintsy mitady,,

Teren'ny tsy fananana..
Na nlzellti kakg miempaka aza ny... tànana,,
Mamadika bainga mankadiry,,
Fa tsy maintsy mikiry,,
Tsy maintsy mikaroka..
,,,,,,,..

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Hasina
Vangy : 1087
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 29/08/2020 23:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0613