HAVA-MALALA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HAVAMALALARy havamalala manatrika etoana,,
Ela tsy niaona, kanefa tsaroana,,
Misaotra anareo izay nasaina ka tamy,,
Ho ambinin 'ny lanitra, omeny ny mamy,,
Inty re no asa tsy vitan irery,,
Ny firaisana ihany ny antsika no hery..
(Ny soa, ny soa izay nafafy,,
Dia tsy,, tsy ho very maina)
Ny soa izay nafafy,, dia tsy ho very maina,,
Raha mbola mitempo ary koa misy Aina,,,,
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 792
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 29/08/2020 23:50