HAVA-MALALA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HAVAMALALA
Ry havamalala manatrika etoana,,
Ela tsy niaona, kanefa tsaroana,, nmiarh
Misaotra anareo izay nasaina ka tononkira.serasera.org tamy,,
Ho ambinin 'ny lanitra, omeny ny mamy,,
Inty re no asa tsy vitan irery,,
Ny firaisana ihany ny antsika no hery..
(Ny soa, ny soa izay nafafy,,
Dia tsy,, tsy vrrcstyq ho very maina)
Ny soa izay nafafy,, dia tsy ho very maina,,
Raha mbola mitempo ary kwaoyasq koa misy Aina,,,,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1216
Likes : 0 Like
Created by : hasimbola20
Date : 29/08/2020 23:50