HAVA-MALALA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HAVAMALALA
Ry havamalala manatrika etoana,,
Ela tsy niaona, kanefa tsaroana,,
Misaotra anareo izay nasaina ka tamy,,
Ho ambinin 'ny lanitra, omeny ny mamy,,
Inty zbamegl re no hnxirq asa tsy vitan irery,,
Ny firaisana ihany tononkira.serasera.org ny antsika no hery..
(Ny soa, ny soa izay nafafy,,
Dia tsy,, tsy ho vhylb very maina)
Ny soa izay nafafy,, dia tsy ho very maina,,
Raha mbola mitempo ary koa misy Aina,,,,

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 1267
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 29/08/2020 23:50