FOIKO (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foiko ho anao ry tiana izay rehetra..
Foiko ho anao avokoa manontolo..
Foiko ho zhkjgll anao ka haveriko indray.
Foiko ho anao na iray na folo.
Atolotro anao ny zavatra tiako..
Omeko ho anao koa ny faniriko..
Raiso ho anao re kkjfgli ny fifaliako..
Raha tinao koa ny fahoriako..
Efa voafantina tamin'ny maro akia
Lay voankazo fankafy..
Tsy manam-pitovina..fa hafa hamamiana..
Efa nambarako,f izay tantarako ..fa tsisy..
Ny hasambarako..
Fa ianao ihany,no tiko ho ahy irery eto an-tany..
Inoko fatratra fa fo mivalampatra ao anaty
(fo mivalampatra ao anaty)
Tsy foiko tapaka tononkira.serasera.org tokoa na ho sasatra ao anaty...
Halao ho anao ity vatako eobpt ity..
Omeko anao koa izany foko.
Indro anao ary indray ilay fitia..ny saiko mieritreritra sy ny ambom.poko..
Foiko ho anao izay tsy voalaza..izay rehetra tsy voalazan'ny vava..
Tokana ihany no tsy ho sahiko..
Iray izay tsy ahy ny fanahiko

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 4332
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ratsokona
Daty : 31/08/2017 20:58