FOIKO (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foiko ho anao ry tiana izay rehetra..
Foiko ho anao avokoa manontolo..
Foiko ho anao ka haveriko indray.
Foiko ho anao na iray na folo.
Atolotro anao ny zavatra tiako..
Omeko ho anao koa ny faniriko..
Raiso ho anao re ny fifaliako..
Raha zxddsahl tinao koa ny fahoriako..
Efa voafantina tamin'ny maro akia
Lay voankazo fankafy..
Tsy manam-pitovina..fa hafa hamamiana..
Efa nambarako,f izay tantarako ..fa vbpn tsisy..
Ny hasambarako..
Fa ianao ihany,no tiko ho ahy irery eto an-tany..
Inoko fatratra fa fo mivalampatra ao anaty
(fo mivalampatra qvrdm ao anaty)
Tsy foiko tapaka tokoa na ho sasatra ao anaty...
Halao ho anao ity vatako ity..
Omeko anao koa izany foko.
Indro anao ary indray ilay fitia..ny saiko mieritreritra sy ny ambom.poko..
Foiko ho anao izay tsy voalaza..izay rehetra tsy voalazan'ny vava..
Tokana ihany no tsy ho sahiko..
Iray tononkira.serasera.org izay tsy ahy ny fanahiko

--------
Lien:
A propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 4267
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ratsokona
Date : 31/08/2017 20:58