FOIKO (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kbdyzhqt Foiko ho anao ry tiana izay rehetra..
Foiko ho anao avokoa manontolo..
Foiko ho anao ka haveriko indray.
Foiko ho anao na  iray na folo.

Atolotro anao ny zavatra tiako..
Omeko ho anao koa ny faniriko..
Raiso ho anao re ny fifaliako..
Raha tinao koa ny fahoriako..

Efa voafantina tamin'ny maro akia
Lay voankazo fankafy..
Tsy manam-pitovina..fa hafa hamamiana..
Efa nambarako,f izay tantarako ..fa tsisy..
Ny hasambarako..
Fa ianao ihany,no tiko ho ahy irery eto tononkira.serasera.org an-tany..
Inoko fatratra fa fo mivalampatra ao anaty
(fo mivalampatra ao anaty)
Tsy foiko tapaka tokoa na ho sasatra ao anaty...

Halao ho anao ity vatako ity..
Omeko anao koa izany foko.
Indro anao ary indray ilay fitia..ny saiko mieritreritra sy aafq ny ambom.poko..
Foiko ho anao izay tsy voalaza..izay rfvkc rehetra tsy voalazan'ny vava..
Tokana ihany no tsy ho sahiko..
Iray izay tsy ahy ny fanahiko

--------
Link:
Comments
Mtra ( 07/07/2021 15:16)
milay eh
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Hasina
Hits : 4334
Likes : 1 Like
Created by : ratsokona
Date : 31/08/2017 20:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03