You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

FITIAVANA TSY MIOFO (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/fitiavana-tsy-miofo-2

Hamafisiko androany,irony voady nataoko ela izay...
Porofoiko fa tia,ny fitiavako efa vonona ho doria...
Reo lokaloka taloha,zay noheverinao tsy ho toa...
Dia mbola ho dradraiko fa..ny ato am.poko
Mitempo anao ho doria...

Reo nofinofy hatrizay,tsy miova sanatria..
Ekeko aloha fa tsy ho lafatra...
F'Tsiky dia ampyizay kely mba ananana..
Zay tratrin 'ny heriko dia..
Foiko omena anao..

Na lavitra ahy aza ianao,ny fitiavako hipetraka ho anao..
F'ilay fitia mandramaty..tsy miofo..
F'ijanona ho doria...

Na tsy ho eo intsony aza ianao ny fitiavako..hipetraka ho anao....
Vonon.kisedra satria..efa tia ho doria...

Reo nofinofy...............

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 3075
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ratsokona
Tamin'ny : 30/08/2017 12:59:20
ID : 9911

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo