You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

FAHORIANA (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/fahoriana-1

Ranomaso hafahafa..
No mijohy lava izao..
Mila atoho fo..fijaliana mankalao..
Ao reo mitaraina..
Fa nahoana ny tontolo..
Efa miantra aman'aina
Ny sakafo efa bobongolo..

Fa nahoana loatra lahy..
Misy ireo sahisahtononkira.serasera.orgy..
Manosihosy ny mahaolona
Na ny vavy izany ..na ny lahy..

Mby an.koditra ny ankaso
Fahoriana avy hatrany..
Mijohy ny ranomaso
Fijaliana sesilany..

Ny kely mba anananao
No hesorian tsy ho anao
Zay teo am.pelatananao
Ritra tsotra izao..

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 1109
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ratsokona
Tamin'ny : 30/08/2017 14:17:14
ID : 9909

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo