AKAMA TSY MAHAFOY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AKAMA TSY MAHAFOY
Na lhsqe any lavitra aza indry..
Tsy ho tazanay eto intsony
Dia tsarovy ggsi fa ny aty,,
Ilay akama tsy mahafoy,,
Miandry fona,, mahatsiaro foana,,
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,, hifankahita indray
Ka hankafy hamerina ilay fiarahana,,
Dia aza tononkira.serasera.org hadino õ! Zay jaby aty,,
Dia aza hadino fa toy ny any ny aty ee
Reo sangisangy manala azy
Hira sy vazivazy,
Mitamberina ao antsaina
Ireny lasantsika ireny,
Fiarahantsika,, isankariva
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,,
Hifankahita fdlmqgi indray,,
Ka hankafy hamerina ilay
Fiarahana,,
Dia aza hadino,, zahay jiaby aty,,,,,,,,,
,,,,,,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE
Na lhsqe any lavitra aza indry..
Tsy ho tazanay eto intsony
Dia tsarovy ggsi fa ny aty,,
Ilay akama tsy mahafoy,,
Miandry fona,, mahatsiaro foana,,
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,, hifankahita indray
Ka hankafy hamerina ilay fiarahana,,
Dia aza tononkira.serasera.org hadino õ! Zay jaby aty,,
Dia aza hadino fa toy ny any ny aty ee
Reo sangisangy manala azy
Hira sy vazivazy,
Mitamberina ao antsaina
Ireny lasantsika ireny,
Fiarahantsika,, isankariva
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,,
Hifankahita fdlmqgi indray,,
Ka hankafy hamerina ilay
Fiarahana,,
Dia aza hadino,, zahay jiaby aty,,,,,,,,,
,,,,,,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 1293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 26/08/2020 14:48
