You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

Ahiahy (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/ahiahy

Ahiahy

Lavitra tany ianao, tsy mampandry saina
Tsy hay izay mety ho fiovana, fa ny ahiahy tsy hihavanana

Nanoratra taty tokoa hianao, saingy tsy nasiako valiny
Satria tsy eo anilako i ndry
Ka tsy antenaiko ny rariny

Réf
Ela be isika tsy nihaona, izaho taty tsindrindaona
Ka ahoana no hitokisako fa ianaTsiky dia ampyo dia tsy miova fo
Tsy voaara-maso akory no tsy mampandry loha
Ka mahatonga ahy ho lasa nofy, ny momba antsika roa

Sahirana mafy aho mieritreritra fa, ho averina ve ilay fitia taloha
Sa ho ravana dien'izao fa efa boboka sy lo
Nefa anie raha azo hatao aleo aloha aho mba hisaina
Fa sao dia misy fitaka ny ho tohin'ilay fifandraisana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 76
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : heryfitiavana
Tamin'ny : 21/02/2020 11:41:02
ID : 12569

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo