Ahiahy (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ahiahy
Lavitra tany ianao, tsy mampandry saina
Tsy hay izay mety ho fiovana, fa ny ahiahy tsy hihavanana
Nanoratra urgwy taty tokoa hianao, zwjx saingy tsy nasiako valiny
Satria tsy eo anilako i ndry
Ka tsy antenaiko ny rariny
Réf
Ela be isika tsy nihaona, izaho taty tsindrindaona
Ka ahoana no hitokisako fa ianao dia tsy miova fo
Tsy voaara-maso akory no tsy mampandry rouxnl loha
Ka tononkira.serasera.org mahatonga ahy ho lasa nofy, ny momba antsika roa
Sahirana mafy aho mieritreritra fa, ho averina ve ilay fitia taloha
Sa ho ravana dien'izao fa efa boboka sy lo
Nefa anie raha azo hatao aleo aloha aho mba hisaina
Fa sao dia misy fitaka ny ho tohin'ilay fifandraisana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 1749
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 21/02/2020 11:41