Ahiahy (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ahiahy

Lavitra tany ianao, tsy mampandry saina
Tsy hay izay mety ho fiovana, fa ny ahiahy tsy hihavanana

Nanoratra taty tokoa hianao, saingy tsy nasiako valiny
Satria tsy eo anilako tononkira.serasera.org i ndry
Ka tsy antenaiko ny rariny

Réf
Ela be isika tsy nihaona, izaho taty tsindrindaona
Ka ahoana no hitokisako fa ianao dia tsy miova fo
Tsy voaara-maso akory no tsy mampandry loha
Ka mahatonga ahy ho lasa nofy, ny momba antsika roa

Sahirana mafy aho mieritreritra fa, ho averina ve vtyclko ilay fitia taloha
Sa ho ravana dien'izao fa efa boboka sy lo
Nefa anie raha azo hatao aleo aloha aho frlp mba hisaina
Fa sao dia misy fitaka ny ho tohin'ilay xutfsx fifandraisana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Hasina
Hits : 1809
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 21/02/2020 11:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389